|
CEDII
est une association malgache régie par
l’ordonnance 60-133 du 03/10/60. Apolitique, ses
principales missions sont : |
_ |
La mise à disposition des
informations techniques, culturelles, sociales,
économiques et politiques, |
| _ |
La mobilisation des acteurs et
crédibilisation des demarches
citoyennes. |
| _ |
La Promotion et l'animation d'espaces de
dialogue |
|
|
|
|
|
liens utiles |
| |
CMP www.cmp.mg |
| |
ICCO
www.icco.nl/fr |
| |
Université de Fianarantsoa
www.univ-fianar.mg/ |
| |
FIANTSO
ww.fiantso.mg |
|
|
| Vous êtes ici --->
Accueil/Editorial |
|
Ny antsika N°4 |
Matoankevitra : HOY NY MALAGASY HOE : « AZA MIJERY ARINA AN-TAVA» |
Niteraka fahatairana teo amin’ireo mpandraharaha maro, indrindra ireo ao amin’ny biraon’ny CCIF (Antenimieran’ny Varotra Fanarantsoa) ny lahatsoratra nataonay mikasika io sampandraharaha io. Raha nantenaina hitondra fifanantonana eo amin’ireo tsy mitovy fijery, dia vao mainka nampisy faka ny fifandirana misy eo amin’ireo tsy mitovy hevitra mikasika ny CCIF ny lahatsoratra : Ny ankilany miteny hoe « fanalam-baraka ny lahatsoratra » ; ny andaniny kosa nihevitra fa « nahazo namana amin’ny fanozongozonana ireo ao amin’ny birao ankehitriny ». Eo anelanelany eo ny mpiasa izay manomboka mitaintaina : ahoana karama ? Ny filaminan-tsaina amin’ny asa ?
Iny traikefa iny dia mampiseho ny olana misy amin’ny fiarahamonina eto Fianarantsoa : tsy mahazatra ny mahita an-tsoratra ny zavamisy ao amin’ny sampandraharaha miandraikitra raharaham-bahoaka iray – na dia efa maro aza ireo ezaka ataon’ireo haino aman-jery misy eto an-toerana.
Vakio eto ny tohiny
|
|
|
|
Culte œcuménique célébré à l’église FJKM Kianjasaa Rasalama le Jeudi 07 octobre |
|
| |
|
| |
Les préoccupations de la population
fianaroise au deuxième trimestre 2008 |
| |
Résultats des préparations de la participation des acteurs régionaux à la conférence nationale |
| |
Documents de promotion de la FCE |
|
|
|